|
|
|
|

Entry1  foto-kevitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra
4  [1.13] fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana
Explanations in French  5  [1.13] idéologie
6  [1.66.fr#918] thèse
7  [1.5#143] thème
Examples  8  [1.369#] Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany.
9  [4.27#2012/09/17] Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana.
Vocabulary  10  Philosophy
Elementary words  11  fototra, hevitra
Synonyms  12  firehan-kevitra

Updated on 2024/12/10