|
|
|
|

Entry1  fotoana maharitraritra
Elementary words  2  fotoana, maharitraritra
Part of speech  3  locution
Examples  4  hofa: vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra [1.1#439]
5  Gadra roalahy tafatsoaka ny fonjan’i Tsiafahy, tamin’ny volana oktobra 2017 no maty voatifitra ny polisy rehefa nifanenjehana nandritra ny fotoana maharitraritra [4.11]
6  Rehefa mahita ka mahalala azy tanteraka ise, ary mahatsapa ny toe-tsainy raha miresaka aminy fotoana maharitraritra, dia mbola ise io indrindra no angamba ho be filaza [2.1011]

Updated on 2023/10/04