Entry | 1 foto-kevitra |
Elementary words | 2 fototra, hevitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra 5 [1.13] fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana |
Explanations in French |
6 [1.13] idéologie 7 [1.66.fr#918] thèse 8 [1.5#143] thème |
Examples |
9 Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany. [1.369#] 10 Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana. [4.27#2012/09/17] |
Vocabulary |
11 Philosophy |
Synonyms | 12 firehan-kevitra |
Updated on 2024/12/10 |