Entry | 1 fotorana |
Root | 2 fototra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorana ny zanakazo vao ongotana 5 Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga 6 Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1] |
Explanations in English |
7 to be held by the roots, or close to the head, as one holding a hammer 8 to be searched out, to be examined to the very root. [1.2] 9 to be investigated [1.7] |
Explanations in French |
10 qu'on examine à fond [1.8] |
Examples |
11 Azon' ny mpandinika rehetra fotorana sy hamarinina izany! [2.296#] 12 Raha fotorana, inona, araka ny hevitrao, no dia mahatonga ny Malagasy hiady varotra? [2.314#] 13 Koa aza fady, mangataka anareo ny Fanjakana mba hiakatra ato an-tanàna aloha ho fotorana kely vetivety. [2.587#] |
Morphology |
|
Other spellings | 18 fotorina |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word fotorana |
Anagrams | 20 fotorana, nofatora, notarofa |
Updated on 2024/06/03 |