Entry | 1 gagilahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (fahasimban' ny hoe gigalahy) Kingalahy, famantsilahy, sifotra antitra 4 [1.10] Mr. Richardson nihevitra ity ho fiovan' ny hoe gagalahy; mompera Malzac kosa milaza azy ho fiovan' ny hoe gigalahy. Samy tsy re eto Imerina anefa ireo; ny heno matetika dia ny hoe gaigilahy, gaigibe. Koa ataonay fa ny marina dia izao: fiovan' ny hoe gaigilahy izy. Ny heviny dia fandokafana hoe: kanto, fatratra, fetsy, kinga mahay. Toy izany koa ny hoe gaginy. |
Explanations in English |
5 [1.2] Same as adalalahy Probably a corruption of gagalahy |
Explanations in French |
6 [1.3] (corruption de gigalahy), qui a l'expérience, consommé dans |
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |