|
|
|
|

Entry (1/2)1  gazety
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: printing, drawing
Explanations in Malagasy  4  Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan' andro na isan-kerinandro) filazam-baovao sy fanehoan-kevitra [1.1]
Explanations in English  5  a newspaper [1.2, 1.7]
6  a gazette; a report [1.2]
7  a periodical [1.7]
Explanations in French  8  Gazette, journal [1.3, 1.8]
9  périodique [1.8]
Examples  10  Novelarin' i dada teo ambony latabatra ilay gazety. [2.117]
11  Nohazavainy fa tsy hoe raha vao azo ny gazety dia vakina. [2.332]
12  Io gazety mpivoaka isan' andro io ihany no nilaza ny fangatahana. [4.27]
Compound words 
Titles 
Illustrations 
15 

Entry (2/2)16  gazety
Part of speech  17  adjective
Explanations in French  18  publié [1.3]

Updated on 2023/08/15