Entry | 1 gedragedraina |
Root | 2 gedragedra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Fatorana migoragora tsy mafy tsara: Aza gedragedraina ny tadin' io alika io fa lasa eo io 5 Fehezina malemy loatra, atao rainazy: Nogedragedrainy ny fifehy ny zanany ka lasa naditra ireo nony lehibe [1.1] |
Explanations in English |
6 to be loosely tied. [1.2] |
Explanations in French |
7 Qu'on relâche ou qu'on lie lâchement, qu'on gouverne avec trop d'indulgence: Nogedragedrainao ny kofehy ka nivaha ny entana (Vous avez lié la corde trop lâchement et le paquet s'est détaché) ~ Aza gedragedrainao ny fifehin' ny ankizy (Ne gouvernez pas les enfants avec trop d'indulgence) [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 agedragedrany, gedragedraina, igedragedrana |
Updated on 2023/01/20 |