Entry | 1 gehezina |
Root | 2 gehy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Fehezina mafy tsara: Gehezo ny entana sao miboraka 5 Terena: Nogehezindra iny sy reniny hianatra izy veto nianatra 6 Tazonina, ageboka: Nogehezin' ny fanjakana ny fananany [1.1] |
Explanations in English |
7 to be tied, to be bound, to be forced, to be pressed. [1.2] |
Explanations in French |
8 Qu'on serre, qu'on lie fortement, qu'on étreint, qu'on retient, qu'on contraint: Gehezin' ny zokiny ny fananany (Son aîné retient ses biens) ~ Gehezin' ny ray aman-dreny mba hianatra izy (Il est contraint par ses parents à étudier) [1.3] |
Morphology |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 14 gehezina, igehezan, nigeheza |
Updated on 2023/01/20 |