Entry | gehina (geka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Other spellings | gaihina | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |