|
|
|
|

Entry1  ginaika
Root  2  gaika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  gehina, voafehy mafy: Noginaiky mafy tamin' ny etra ny valahany
5  alaina an-keriny: Noginaiky ny mpanjana-tany ny tanin' ny teratany [1.1]
Explanations in French  6  serré, lié fortement, retenu, contraint, violenté: Noginaiky ny lehibe ny tanim-bariko (Le chef m’a pris, retenu ma rizière) [1.3#193]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  voagaika

Updated on 2021/03/01