|
|
|
|

Entry1  ginehy
Root  2  gehy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  voagehy, gehezina, fatorana, fehezina: Noginehiny tsara ny entany vao nandeha izy
5  terena: Raha tsy noginehin' ny ray aman-dreniny izy tsy nety nianatra
6  fihinina: Noginehindreniny ela teo ilay zanany vao tonga [1.1]
Explanations in English  7  [passive with infix] [1.2]
Explanations in French  8  serré, retenu, contraint [1.3#195]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12  voagehy

Updated on 2023/01/20