Entry | 1 goatemaltèka |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany amin' ny tanin' i Goatemalà: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka Momba an' i Goatemalà, an' i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra |
Vocabulary |
4 Geography: countries, people |
Analogs | 5 goatemala |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |