|
|
|
|

Entry1  goavy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazan-kazo fihinam-boa tsy dia lehibe loatra, toa maniriniry foana eny, misy voany madinika maro. (Misy telo karazana ny goavy: ny goavy fotsy, fotsy ny atiny; ny goavy mena, mena ny atiny, ary ny goavitsinà na goavitsinahy, madini-boa ary marikivy raha soamaravo fa mamy kosa rehefa masaka). [1.1]
Explanations in English  4  the guava tree and its fruit. A decoction made from the leaves is used for dysentery. Psidium pomiferum, L. [1.2]
5  [French goyave], the guava tree; its fruit [1.7]
Explanations in French  6  goyavier; goyave [1.8]
7  (du français « goyave » ; c'est l'orthographe malgache qui paraît la meilleure) Psidium guajava L. (Myrtaceae). On en distingue plusieurs variétés : goavifotsy, goavimena, goavimavokely; etc. Ne pas confondre avec une variété, l'expression populaire goavin' ilaihavana ; c'est une allusion à un conte : Ilaihavana (« Monsieur l'ami de tout le monde ») était si débonnaire qu'il distribuait ses goyaves à tout un chacun sans songer à en garder pour lui-même ; sens moderne : se ruiner par trop de bonté. Ça n'arrive plus beaucoup de nos jours !! [Merina] [1.196]
8  [Sihanaka]
9  [Tsimihety]
10  [Bezanozano]
11  [Betsimisaraka]
Examples  12  Lasa nobetain'izy roa lahy moramora Ilezo ka nataony tamin'izao alokaloka am-poto-goavy izao. [2.324]
13  Rahefa fotoanan' ny manga, na rotra, na goavy, naka an-karona nentina nody izahay. [2.472]
Vocabulary  14  Botany: tree
15  Botany: fruit
16  Health
Analogs  17  goavitsina
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Scientific name 
Proverbs  26  Proverbs containing the word goavy

Updated on 2023/08/18