|
|
|
|

Entry1  gonehina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Zaza mohaky ny fampihantana azy [2.643#210]
Examples  4  Ary noho ny fahasahiranan' Ineny dia noraisin' Idadabe sy Inenibe, ray aman-drenin' Ineny ho taiza-keliny aho, tsy mba nataony zaza gonehina, na tahaka irony ankizy raikitro am-pitenenana hoe: "taizan' antitra ka vitan' ny tonom-bomanga. [2.643#6]

Anagrams  5  gonehina, nogehina

Updated on 2020/07/31