Entry | 1 grika |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto |
Explanations in English |
4 [1.7] a Greek |
Explanations in French |
5 [1.8] grec |
Examples |
6 Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao? [2.996] 7 Nianaran' i Benoà ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay. [2.270] 8 Taloha dia ny grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo. [2.643] |
Vocabulary |
9 Geography: countries, people |
Other spellings | 10 greka, girika |
Analogs | 11 gresy |
Titles |
Article |
13 Randzavola: Grika ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |