Entry (1/4) | 1 haba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona) |
Explanations in English |
4 [1.2#216] a large silver ring worn as an ornament round the arms. 5 [1.7] a bracelet |
Explanations in French |
6 [1.3] bracelet fait d'une seule pièce 7 [1.8] bracelet |
Examples |
8 Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony. [2.472] 9 Hividiananao haba volamena sy salovana. [2.499] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 14 haba |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mihitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba) |
Explanations in English |
17 [1.2] taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission. |
Explanations in French |
18 [1.3] taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage |
Entry (3/4) | 19 haba |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in English |
21 [1.2] [Provincial]
for havana |
Entry (4/4) | 22 haba |
Part of speech | 23 interjection [Full list] |
Explanations in English |
24 [1.2] [Provincial]
an exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh thank you; a word used after receiving a favour. Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp. arahaba |
Explanations in French |
25 [1.19] [Tankarana]
interjection, cri d'admiration qui prête à rire. |
Derivatives |
|
Anagrams | 27 |
Updated on 2025/01/21 |