|
|
|
|

Entry1  habangana
Root  2  banga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny tsara
Tsy fahampiana, tsy fahafenoana: Amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao, dia azo lazaina fa misy habangana lehibe eto amin' ny fokontany

Anagrams  5  habangana, hanabanga

Updated on 2023/01/05