Entry | 1 habokana |
Root | 2 boka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa. 5 [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191] |
Explanations in English |
6 [1.2, 1.7] leprosy |
Explanations in French |
7 [1.5, 1.6] lèpre 8 [1.3, 1.8] la lèpre |
Explanations in German |
9 [1.56] Lepra |
Examples |
10 Saingy raha miempaka ny olona voan'ny habokana dia tsy harary azy izany. [1.581#] 11 Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza. [1.581#] |
Vocabulary |
12 Health |
Quotes | 13 Texts mentioning habokana |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |