Entry | 1 hadalana |
Root | 2 adala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina: tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary |
Explanations in English |
5 [1.2] foolishness |
Explanations in French |
6 [1.3] La folie, la sottise, l'imbécilité |
Synonyms | 7 fahadalàna |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word hadalana |
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |