|
|
|
|

Entry1  hadilanana
Root  2  dilana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  (hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra [Tanala] [1.78]
5  toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana [1.1]
Explanations in English  6  A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana [1.2]
Explanations in French  7  défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3]
8  col [1.5]
Vocabulary  9  Geography: (in general)
Synonyms  10  ankadilanana
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word hadilanana

Anagrams  14  andalahany, hadilanana, halandanay, hanadalany, hanadilana, hanaladian, handalanay, hiandalana

Updated on 2023/01/20