Entry | 1 hafàna |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana 4 [1.13] tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray |
Explanations in French |
5 [1.13] température |
Root | 6 fana |
Synonyms | 7 mari-pana |
Compound words |
|
Anagrams | 10 afahan, faha~na, fahana, fanaha, hafana, hafàna, hanafa, nafaha, nahafa |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |