Entry | 1 hafetsena |
Root | 2 fetsy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fahaizana, hakingana. [1.1] |
Explanations in English |
5 guile, cunning [1.7] |
Explanations in French |
6 ruse, artifice pour tromper [1.8] |
Examples |
7 Lalao madio tsy mba miaro hafetsena na fitadiavam-bola no ataonay. [2.445#] 8 dia nampangainy tamy ny Andriana ny harem-bahoaka lasany sy ny hafetsena nahazoany izany harena be izany. [2.293#] |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word hafetsena |
Updated on 2023/10/28 |