|
|
|
|

Entry1  hafiriana
Root  2  firy
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Enti-manontany ny isan' ny andro naharetan' ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo tany Toamasina [1.1]
Explanations in English  5  how many days? [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  combien de jours? [1.8]
Compound words 

Anagrams  8  ary fanahy, fiarahany, fihariana, firaihana, hafiraiña, hafiranay, hafiriana, hiafarany, hifaranay, ifaharany

Updated on 2023/01/20