Entry | hahazana (hahy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in English | [Provincial] To be dried by exposure to the sun [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word hahazana | ||||||||
Entry | hahazana (hahy) | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra) [1.1] | ||||||||
Explanations in English | The things exposed to the sun or air. [1.2] | ||||||||
Things put out in the sun to dry [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Le séchoir [1.3] | ||||||||
Ce qu'on met à sécher au soleil [1.8] | |||||||||
Examples | Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba;
[2.587] | ||||||||
Updated on 2023/04/09 |