|
|
|
|

Entry1  hajamba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana
Explanations in French  4  [1.3#291] l'état de ce qui est aveugle
Vocabulary  5  Health
Root  6  jamba
Synonyms  7  fahajamba

Updated on 2024/12/26