Entry | 1 hajambaina |
Root | 2 jamba |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain' ny habokana izy 5 Voatampina ny mason' eritreritra: Nohajambain' ny vola Rangahy io ka ny zanany avy no namidiny [1.1] |
Explanations in English |
6 to be blinded; to be dazzled [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on aveugle, qui est ébloui [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |