Entry (1/2) | 1 halaky |
Root | 2 laky |
Part of speech | 3 morphological form of malaky |
Examples |
4 halaky aho (Je serai prompt) [1.103#106] 5 Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao [2.996#25.7.9] 6 Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity [2.285#214] |
Entry (2/2) | 7 halaky |
Root | 8 laky |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy [1.1] |
Explanations in French |
11 vitesse, rapidité, célérité [1.13] |
Examples |
12 Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285#] |
Synonyms | 13 hafaingana |
Compound words |
|
Anagrams | 19 halaik, halaky, halika, lahika |
Updated on 2024/11/29 |