Entry | 1 halalahina |
Root | 2 lalaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona 5 Halehibiazina: Halalaho ny tranonao famitombo isan-taona ireto ny ankizy 6 Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana 7 Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna [1.1] |
Explanations in English |
8 to be made roomy, to be widened [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 hahalalany, halalahina, ihalahalan, nihalahala |
Updated on 2023/01/20 |