Entry | 1 handatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 somary misy toa mavesatra sady miraikidraikitra ao am-bava raha mihinana voankazo manta toy ny kaki, manga manta, ets, Maisatra [Betsimisaraka]
[1.78] 4 maisatra amin'ny lela [Tanala] [1.78] 5 Misy tsiro somary maisatra amin' ny lela na amin' ny lanilany [1.1] |
Explanations in French |
6 (toute l'île) Adjectif : âcre ou âpre comme certains fruits trop verts. Le diminutif handatrandatra est souvent employé. [1.196] |
Vocabulary |
7 Botany |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 handatre |
Anagrams | 10 handatra, hatandra |
Updated on 2020/07/31 |