|
|
|
|

Entry1  hanona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nifiny ary misy vombona matanjaka eo amin' ny lamosiny ambany, izay ahafahany miantoraka haingana amin' ny haza kendreny ho azo
Vocabulary  4  Zoology: fishes

Anagrams  5  anohan, hanano, hanoan, hanona, nahaon, nahona, nanoha

Updated on 2020/07/31