Entry (1/2) | 1 hao |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy 4 [1.13] katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono |
Explanations in English |
5 [1.2] a louse, a tick. 6 [1.7] a louse |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.13, 1.82] pou |
Examples |
8 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#] |
Vocabulary |
9 Zoology: invertebrates |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word hao |
Article |
20 Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 21 hao |
Part of speech | 22 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 [1.78] [Taisaka]
eny |
Explanations in French |
24 [1.82] [Taisaka]
oui |
Anagrams | 25 |
Updated on 2025/01/21 |