|
|
|
|

Entry1  haolohaolo
Root  2  haolo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina)
Derivatives 
5  Active verbs :
Synonyms  6  haolo

Updated on 2020/07/31