Entry | 1 haorina |
Root | 2 haotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haory kely aho fa mangidihidy [1.1] |
Explanations in English |
5 see haotra [1.2] 6 to be scratched [1.7] |
Explanations in French |
7 contre quoi on se frotte [1.8] |
Examples |
8 Tandremo sao haorina na ratraina ilay takom-pery malemy. [2.424#] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 haotraorina#mg.pv |
Phytonyms |
|
Anagrams | 15 ahorina, aniraho, haorina, hariaño, haroina, hoarina, iharano, oharina, rihaona, roahina |
Updated on 2024/06/09 |