|
|
|
|

Entry (1/2)1  harafesina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity
Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] rust
rusty
Explanations in French  5  [1.8] rouille
rouillé
Derivatives 
6  Adjectives :

Entry (2/2)7  harafesina
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny
Vocabulary  10  Health

Anagrams  11  firesahana, harafesina, hirafesana

Updated on 2025/01/21