Entry | 1 haranana |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy |
4 Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony [1.1] 5 taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo [1.13] |
Explanations in English |
6 the gizzard [1.2] |
Explanations in French |
7 gésier [1.3#218, 1.13] |
Synonyms | 8 dimany |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Updated on 2023/03/29 |