|
|
|
|

Entry1  haran-tratra
Root  2  harana, tratra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina
5  [1.13] fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra
Explanations in French  6  [1.13] cage thoracique
Vocabulary  7  Biology

Updated on 2020/07/31