Entry | 1 haratsina |
Root | 2 ratsy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga ratsiratsy kokoa: Efa nodiditra ihany / Koto taloha, fa vao mainka noharatsin' ny sakaizany izy 5 Hamavoina, atao tsinontsinona, zimbaina: Aza haratsina ny nahitana masoandro 6 Endrikendrehina, hosoran-dratsy, hosoram-potaka: Noharatsin' ny mpiaramiasa aminy tamin' ny lehibeny izy ka very toerana [1.1] |
Explanations in English |
7 see ratsy [1.2] 8 to be vilified [1.7] |
Explanations in French |
9 Qu’on rend mauvais, méchant, qu’on dénigre, qu’on calomnie: Taloha tsara fanany izy, fa noharatsin' ny namany (Il était bon autrefois, mais ses camarades l’ont rendu mauvais, l’ont gâté) [1.3#516] 10 qu'on vilipende [1.8] |
Examples |
11 Raha vehivavy kosa indray no ompana dia haratsina arakaraka ny volony. [1.519#] 12 Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran' i Kristy, fa ny Fanahin' ny voninahitra, dia ny Fanahin' Andriamanitra, mipetraka ao aminareo. [2.996#] |
Morphology |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word haratsina |
Anagrams | 18 hanaratsy, hanatsira, hanisatra, haratsina, hasitrana, hatsarain, hatsarany, hisantara, hisatrana, hitsarana, itsaharan, nahisatra, nitsahara |
Updated on 2023/05/14 |