|
|
|
|

Entry (1/2)1  harendrina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona
Explanations in English  4  [1.2] torches of grass, etc., kindled by each family outside the house of the two evenings immediately preceding the annual festival of the fandroana.
Explanations in French  5  [1.3#213] feux de joie du fandroana
Examples  6  Ny harendrina dia toy ny marika entina mampaha-tsiaro fa tonga ny Fandroana. [2.857]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Names :
Compound words 

Entry (2/2)10  harendrina
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1#415] Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin' ny alina, angamenavava
Explanations in French  13  [1.3#213] luciole, ver luisant
Vocabulary  14  Zoology: invertebrates
Other spellings  15  hirendrina, karendrina, kirendrina, kirendriny

Updated on 2024/07/05