Entry | 1 harika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fijerena misompirana amim-pahasosorana na tsy fitiavana, fijerena manao maso mitsivatana mba ho mariky ny tsy hafaliana na fahalotehana amin' olona. |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] a scowl. |
Explanations in French |
5 [1.8] regard de travers |
Derivatives |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word harika |
Anagrams | 12 hakari, haraik, haraky, harika, kariha, rahaky |
Updated on 2025/01/21 |