Entry | 1 harofana |
Root | 2 haroka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany: Noharofan' ny saka tao' anaty lavany ilay totozy 5 Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy [1.1] |
Explanations in English |
6 see haroka [1.2] |
Explanations in French |
7 Qu’on fouille, qu'on cherche à connaître, qu'on sonde: Noharofan’ ny alika ny lavaka ka nahazo sokina izy (Le chien a fouillé dans le trou et a attrapé un hérisson) ~ Noharofany ny hevitro, fa sasa-poana izy (Il a cherché à connaitre ma pensée, mais il a perdu son temps) [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 fanohara, haforana, harofana |
Updated on 2023/01/20 |