Entry | hasiviana (sivy) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Mandritra ny andro sivy: Mivavaka hasiviana Halavam-potoana sivy andro: Nony tapitra ny hasiviana, sitrana ilay narary [1.1] | |
Explanations in French | Neuf jours, une neuvaine [1.3] | |
Vocabulary | Time | |
Anagrams | hasiviana, isavihana |
Updated on 2023/01/20 |