|
|
|
|

Entry1  hatahina
Root  2  hataka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asaina mihataka, atao mihataka: Hataho kely io zaza io sao pitihin' ny vato eo
5  Sarahina: Tsy maintsy hatahina ny biby tsy mbola marary [1.1]
Explanations in English  6  see hataka. [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  hahatany, hahitana, hatahany, hatahina, hiantaha, hitahana, ihatahan, nihataha

Updated on 2023/01/20