Entry | 1 hatavezina |
Root | 2 tavy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga matavy, afahy: Hatavezo ireto kisoa ireto ambara-piveriko 5 Ampitomboina ny filaza azy, itarina anaovana laza masaka: Nohataveziny erỳ ny fitantarana ny ady baolina [1.1] |
Explanations in English |
6 see tavy. [1.2] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |