Entry | 1 hatevenana |
Root | 2 tevina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevenan' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika 5 Indrakely: Voatondro telo ny hatevenan' itỳ hazo fisaka itỳ [1.1] |
Synonyms | 6 hatevina |
Updated on 2023/01/05 |