|
|
|
|

Entry1  havaloana
Root  2  valo
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana
Halavam-potoana valo andro: Vao fito andro izay ka nahoana no tonga sahady ianao? Tsy andriko intsony ny havaloana ko
Explanations in English  5  [1.2] in eight days
the eighth day
Explanations in French  6  [1.3] huit jours
Vocabulary  7  Time

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21