|
|
|
|

Entry (1/2)1  havatsa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa) [1.1]
Explanations in English  4  a particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing. [1.2]
Explanations in French  5  tatouage [1.3]
Compound words 

Entry (2/2)7  Havatsa
Part of speech  8  noun
Examples  9  RAHAINGOSON Henri Filohan' ny havatsa UPEM Filoha lefitra amin' ny Sokajy I ao amin' ny Akademia Malagasy. [2.528#]
Vocabulary  10  Organizations

Anagrams  11  Havatsa, havatsa, vahatsa

Updated on 2023/10/29