Entry | 1 havokavohana |
Root | 2 havokavoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Kapohina sady mafy no imbetsaka, kapohina atao vely kary: Nohavokavohàny ilay zaza ka tsy tratra Rakoto nihazakazaka niaro ilay bitika [1.1] |
Explanations in English |
5 to be flogged, to be beaten, to be struck. [1.2] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word havokavohana |
Anagrams | 11 hanavokavoha, havokavohana |
Updated on 2023/01/20 |