Entry | 1 hazakazahina |
Root | 2 hazakazaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Aleha haingana, vonjena maika: Nohazakazahiko tany an-tsaha Rakoto nony tsy hitako tao an-tranony Enjehina: Nohazakazahiko tamin' ny tehina ilay karilahy |
Explanations in English |
5 [1.2] to be run for. 6 [1.7] to be run after, to be pursued |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on suit ou poursuit en courant |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word hazakazahina |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |