Entry (1/2) | 1 helo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 mivezika [Tanala]
[1.78] 4 Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [1.1] |
Explanations in English |
5 hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero. [1.2] |
Synonyms | 6 helohelo |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 helo |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe [1.1] |
Explanations in English |
11 hell [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
12 l'enfer [1.8] |
Vocabulary |
13 Religions, Beliefs |
Article |
14 Randzavola: helo ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |