Entry | 1 hematôzôera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny olona voakaikitry ny moka atao hoe anofela, ka mararin' ny tazo, mafana sy mangovitra izay voany 4 [1.13] katsentsitra mivelona ao amin'ny liomenan'ny olombelona ka miteraka tazo |
Explanations in French |
5 [1.13] hématozoaire |
Vocabulary |
6 Biology |
Updated on 2020/07/31 |